imager bokintsary
Creator: | |
Language pair: | English to Malagasy |
Definition / notes: | Omaly tolakandro teny amin’ny Cemdlac Soarano no namoahana ny bokintsary voalohany amin’ny teny malagasy sy frantsay mitondra ny lohateny hoe « Ny bokintsarintsika-Ny bokintsarin’i Noro sy i Jao ». « Ny famoahana boky toy izao dia sady manamarika ny tantaran’ny boky malagasy no fanohizana hatrany ny fanamarihana ny taona iraisam-pirenena ho an’ny Teny », hoy ny tompon’andraikitra amin’ny Edisiona Tsipika izay namoaka ny boky. Ny bokintsary na « imagier » moa dia isan’ny fitaovana voalohany ampiasain’ny ankizy amin’ny fianarana mamaky teny sy manoratra ka raha boky frantsay no tena miely patrana eraky ny tsena dia hita eny amin’ny tsenam-boky manomboka izao i Noro sy i Jao |
Your current localization setting
English
Select a language
Close search